Entry | 1 fandaniana |
Root | 2 lany |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in English |
4 [1.7] consumption, using up |
Explanations in French |
5 [1.8] consommation, l'action de dépenser |
Examples |
6 Ireo lalàna ireo no mamela ny Fanjakana haka hetra sy hanao fandaniana. [4.27#2004/06/11] 7 Tsy nampaninona ny varotra ny fandaniana kely dia kely nataon-dry zareo. [1.369#] 8 ny fihoarana amin' ny fandaniana voafetra (les dépassement de la puissance souscrite) [4.12:1173451160] |
Anagrams | 9 |
Updated on 2025/01/21 |