|
|
|
|

Entry1  lany karaoka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] mahantra fadiranovana; tena lany fananana tanteraka ary tsy manana afa-tsy ny eny ny an-koditra sisa
Elementary words  4  lany, karaoka

Updated on 2024/12/07