|
|
|
|

Entry1  lany andro
Elementary words  2  lany, andro
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  efa tsy fampiasa intsony amin' ilay fotoana itenenana; enti-milaza ny zavatra efa tapitra ny fe-potoana nampahalaza azy, ka tokony hasiampanavaozana
5  mijanona maharitra amin' ny raharaha tsy misy antony firy, na variana amin' ny lalao sy korana [1.1]

Updated on 2023/04/22