|
|
|
|

Entry1  tiana
Root  2  tia
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Ananana fironan' ny fo, iraiketana: Tsy tian' ilay zazavavy ilay tovolahy fa be taona loatra
5  Irina, tadiavina: Hanao izay tianao aho
6  Sitraka: Tsy tiako ny hanambadianao iny olona iny
7  Mahafinaritra: Tiako ity boky ity fa misy tantara mahaliana
8  Mirihina fa ny Tiavina dia manan-kevitra indrindra hoe "ezahina ho tiana", ka izany no ananany fomba mandidy: tiavo: Tokony hotiavina ny fianarana [1.1]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Synonyms  13  tiavina
Compound words 
Titles 
Proverbs  17  Proverbs containing the word tiana

Anagrams  18  itana, taina, tiana

Updated on 2023/01/20