Entry | 1 fankasitrahana |
Root | 2 sitraka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fampisehoana fahafaham-po noho ny asa vita: Nahazo fankasitrahana tamin' ny lehibeny Rakoto ka faly aoka izany 5 Fanehoana fihetseham-po mitory hafaliana sy fitiavana noho ny soa noraisina tamin' olona: Tsy tokony hisy fetra ny fankasitrahan' ny zanaka ny ray aman-dreny 6 Fankatoavana, fankamamiana: Tsy hita holazaina ny fankasitrahan' ny be sy ny maro ny lahateninao [1.1] |
Explanations in English |
7 thankfulness; a reward [1.7] |
Explanations in French |
8 approbation ; remerciement, gratitude [1.8] |
Compound words |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word fankasitrahana |
Anagrams | 11 fankasitrahana, hanafarantsika |
Updated on 2023/09/08 |