|
|
|
|

Entry1  fankasitrahana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fampisehoana fahafaham-po noho ny asa vita: Nahazo fankasitrahana tamin' ny lehibeny Rakoto ka faly aoka izany
Fanehoana fihetseham-po mitory hafaliana sy fitiavana noho ny soa noraisina tamin' olona: Tsy tokony hisy fetra ny fankasitrahan' ny zanaka ny ray aman-dreny
Fankatoavana, fankamamiana: Tsy hita holazaina ny fankasitrahan' ny be sy ny maro ny lahateninao
Explanations in English  4  [1.7] thankfulness; a reward
Explanations in French  5  [1.8] approbation ; remerciement, gratitude
Root  6  sitraka
Compound words 
Proverbs  8  Proverbs containing the word fankasitrahana

Anagrams  9  fankasitrahana, hanafarantsika

Updated on 2025/01/21