Entry |
mamy
(hamy)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Mahafina ritra amin' ny lela ny tsirony: Mamy ny tantely Tiana, ankafizina fatratra: Mamy ny zanaka Mahafinaritra, tsaroan' ny aina: Mamy ny miaina. [1.1]
|
Explanations in English | Sweet [1.2, 1.7]
|
| Well-liked [1.7]
|
Explanations in French | Doux Chéri [1.3, 1.8]
|
| Suave, excellent, agréable, délicieux; à quoi on tient, on est attaché:
Mamy ity fanafody ity (Ce remède est doux) ~
Mamy ireo voankazo ireo (Ces fruits sont doux, excellents) ~
Mamiko ity zanako ity (Cet enfant fait mes délices, je chéris cet enfant) ~
Mamy ny miaina (On est attaché à la vie) [1.3]
|
| Sucré [1.8]
|
| [Bara]
Doux, sucré, de hamy : saveur du miel, comparer au Malais :
manis, au Dayak :
anis, etc.). Pour les Bara la signification est plus étendue qu'en Imerina et peut se traduire : qu'on aime, qu'on mange volontiers.
[1.196]
|
Examples |
1 | Mamy ny zanaka nateraka
[2.48]
|
2 | Sady mamy izy no manitra ery amin' izay rahefa masaka
[2.472]
|
|
Derivatives |
|
Synonyms | ~ ~ |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Anthroponyms |
|
Hyponyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs |
|
Entry |
mamy
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
manafina
[1.78]
|
|
Entry |
mamy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Bara]
Ajuga robusta Baker (Lamiaceae). Plante suffrutescente dont les tiges ont une saveur sucrée
[1.196]
|
Scientific name | Ajuga robusta |
Vocabulary |
|