Entry | 1 mpankasitraka |
Root | 2 sitraka |
Part of speech | 3 noun |
Examples |
4 Raha efa tapa-kevitra hanenjika ny mpivavaka Ranavalona, nisy ny mpomba ny heviny ary nisy ny tsy mpankasitraka. [2.298] 5 Saika hivarotra ny fanjakana tamin' ny vazaha, hono, Radama, ka nisy namono, ary izay mibory misaona azy dia mpankasitraka, ka hotapahin-doha". [2.472] |
Morphology |
|
Proverbs | 7 Proverbs containing the word mpankasitraka |
Updated on 2023/01/20 |