Entry (1/2) | 1 sitraka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Lalao ifanaovan' ny ankizy izay mifamely tehamaina ny lamosiny avy, eo am-pisarahana, sady mitsoaka |
Examples |
4 [2.298] sitraka sy telina sy mamy ny ataonareo: |
Vocabulary |
5 Game |
Compound words |
|
Proverbs | 8 Proverbs containing the word sitraka |
Entry (2/2) | 9 sitraka |
Part of speech | 10 participle |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Tiana, telina: Sitrakao ve ny handeha miaraka amiko? Fitia, fitiavana, handitra: Mila sitraka loatra amin' ny lehibe izy Teny ampiasain' ny ankizy mba hampirisihana namana iray hiady: Sitraka? lasa leity! |
Explanations in English |
12 [1.7] pleasing; thanks |
Explanations in French |
13 [1.8] agréable, agréé, dont on remercie |
Examples |
14 [2.470] Raha sitrakao, ndeha hijery azy any isika?! |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 23 mamy, telina, fy, lany, ankatoavina, tiana |
Compound words |
|
Anagrams | 28 asitrak, kitsara, ritsaka, sitraka, tsikara, tsiraka |
Updated on 2025/03/30 |
![]() |