Entry | 1 mampitia |
Root | 2 tia |
Part of speech | 3 active verb |
Examples |
4 Tantaraina ny angano, hoy ny mpanoratra, fa sady vakoka io no kolontsaina, sady fanabeazana mampitia vaky-boky izay tsy ferana ho bokin' angano fotsiny tsy akory. [2.528] 5 Ny fahasoavana, Andriamanitra no mibeda anao dia mampitia anao ny hafa ka tonga hatramin' ny fiheveranao azy ho ambony noho ianao, tsara kokoa, manan-tsaina kokoa noho ianao. [1.369] |
Morphology |
|
Anagrams | 9 mampitia, miampita |
Updated on 2023/01/20 |