Entry | 1 tia kely |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] kahihitra sy fetsifetsy ka na zavatra tsy dia inona akory aza dia tetehiny ho azy |
Explanations in English |
4 [1.2] stingy, avaricious, niggardly figuratively: a bad disposition |
Explanations in French |
5 [1.3] ladre, avare, chiche, qui vole de petites choses en secret |
Elementary words | 6 tia, kely |
Synonyms | 7 tiatia kely |
Anagrams | 8 taikely, tia kely |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |