Entry | 1 fitia |
Root | 2 tia |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Emotions |
Explanations in Malagasy |
5 Fomba entina mitia: Aza atao fitia varavarana, tiana ihany ka atositosika 6 Fahazoana mitia: Atao ahoana na fitia olona toa an'io 7 Fitiavana: Tsy manam-pitia anao, hono, izy ~ Bobongolo ilay fitia [1.1] |
Explanations in French |
8 l'affection [1.3] 9 amour [1.5] |
Examples |
10 hoy ny famalin'ilay Andriana mahavaly fitia; [2.298] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word fitia |
Anagrams | 20 fiita, fitia |
Updated on 2023/05/20 |