Entry | 1 mahamety |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in English |
3 [1.7] to make suitable, to make fit |
Explanations in French |
4 [1.8] rendre convenable : rendre juste |
Examples |
5 [2.285#] Tsy hitako izay tsy mahamety izany! 6 [2.356#] Tianareo ve ny hafindra toerana raha misy mahamety izany? 7 [2.643#] Nanatona ahy izy ireo nila hevitra tamiko ny amin' izay mahamety. |
Root | 8 mety |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mahamety |
Anagrams | 13 mahamety, mihamate |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |