|
|
|
|

Entry (1/4)1  tety
Part of speech  2  adverb, past form [Full list]
Examples  3  Feno azy ireny tety amintsika taloha [2.117#100]
4  izy izay efa nanao famonjena betsaka tety ambonin' ny tany [2.996#23.74.12]

Entry (2/4)5  tety
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  Asa atao rehefa mandalo mandeha eo ambony zavatra manaraka ny lavany: Tsara tety ny faritany tamin' io Solombavambahoaka io [1.1]
Explanations in French  8  action de parcourir, d'aller des uns aux autres, de passer sur, d'énumérer [1.3]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Compound words 
Toponyms 

Entry (3/4)21  tety
Part of speech  22  noun
Explanations in Malagasy  23  Aretim-parasisa avy amin' ny mikraoby manokana azo amin' ny fitondran-tena ratsy, ka ny amantarana azy voalohany dia fery kely izay antsoina koa hoe "kobay mafy";mafimafy io fery io ary ny isehoany dia eo amin' ny hoditra sy ny faritra mitsiranorano eo amin' ny ankasarotana ary indraindray aza eny amin' ny vava sy ny molotra [1.1]
Explanations in French  24  bouton syphilitique particulier à Madagascar [1.3]
25  bouton syphilitique [1.54]
Vocabulary  26  Health
Compound words 

Entry (4/4)28  tety
Part of speech  29  noun
Explanations in Malagasy  30  famangiana [Taisaka] [1.78]

Updated on 2023/08/12