|
|
|
|

Entry1  tetezina
Root  2  tety
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Lalovana andehanana eo amboniny: Hazo manify kely iny no noteteziny nefa tsy nianjera izy. / Efa noteteziko iny faritany atsimo rehetra iny
Jerena tsirairay, aleha tsirairay: Noteteziny daholo ny havany talohan' ny nandehanany
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word tetezina

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21