|
|
|
|

Entry1  tinety
Root  2  tety
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Voatety, notetezina, naleha na nodiavina novakivakina hatraiza hatraiza: Notinetiko iny vodivona rehetra iny fa tsy hitako ilay ondry very [1.1]
Explanations in French  5  Qu’on a parcouru, sur quoi on a passé, qu’on a énuméré [1.3#699]
Examples  6  indray mandeha koa, mpanary tinety anankiray no nanjera tsy nahy ka nandraraka ilay entana nentiny; [2.472#221]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Synonyms  10  voatety

Updated on 2023/01/20