|
|
|
|

Entry1  fitetezana
Root  2  tety
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fandehanana manitsaka toerana maro: Fitetezam-paritany
Famisavisana, filazana tsirairay: I dadabe no mahay ny fitetezana ny havana rehetra mifandray aminay, fa izahay tsy misy mahalala

Updated on 2023/01/20