Entry | 1 tatỳ |
Elementary words | 2 t~, atỳ |
Part of speech | 3 adverb, past form [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 Endriky ny mpamaritra "Atỳ" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin' ny toerana malalaka iray misy ny tena nefa tsy ao intsony: Be ala tatỳ Madagasikara taloha [1.1] |
Examples |
5 Kanjo dia ny famelana azy ireny tanteraka no nandraisan' ny vavy ny teniny taty aoriana. [2.470] 6 Izao aza angaha tonga taty aho, raha tsy notantanan' I zanako lahy ity! [2.472] |
Phytonyms |
|
Anagrams | 8 taty, tatỳ, tita |
Updated on 2023/02/21 |