|
|
|
|

Entry1  tompony mangataka atiny
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] olona mangataka amin' ny zavatra izay azy ihany teo aloha (angamba olona nivarotra omby no nahatonga ny fitenenana, ka nony lafo ilay omby izy indray no nangataka ny atiny tamin' ilay nividy)
Elementary words  4  tompo, mangataka, aty

Updated on 2024/12/07