Entry | 1 arovana |
Root | 2 aro |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tandremana sao misy mamely na manimba: Arovan' ny miaramila andro aman' alina ny tranon' ny Filoha fa matahotra izy 5 Sakanana, rarana: Arovany tsy avelany hivoaka ny vadiny 6 Alofana: Arovan' ny satroka amin' ny hainandro ny loha [1.1] |
Explanations in English |
7 to be guarded, to be protected, to be preserved, to be forbidden, to be prevented. [1.2] 8 to be protected [1.7] |
Explanations in French |
9 qu'on protège [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word arovana |
Anagrams | 15 aravona, arovana, voanara, voarana |
Updated on 2023/01/20 |