Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : arovana | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Ilazana ny masaka ifotony, ka ny soamaravo no arefarefa. [2.415 #6500, 2.653]
Ilazana ny masaka ifotony ka ny soamaravo no arefarefa (tsy arovana). [2.558 #1420] Ilazana ny masaka ifotony, ka ny soamaravo no tsy ahina. [2.415 #6500, 2.653] Ilazanao ny masaka ifotony, ka ny soamaravo no arefarefa. [2.165 #2313] Mahare ny masaka ifotony izy, ka ny efa soamaravo indray no arefarefa. [2.415 #3262] Mahare ny masaka ifotony izy, ka ny efa soamaravo indray no tsy ahina. [2.415 #3262] | ||||||||||||||||||||
French translation | Il entend parler de fruits mûrs sur pied, et il laisse ceux qui seraient bientôt mûrs. [2.415 #3262]
On l' avertit qu' il y a des fruits mûrs sur les arbres, mais il ne fait pas attention à ceux qui sont à peu près mûrs. [2.415 #6500] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Laisser des affaires pour d' autres. [2.415 #3262]
Se disait de ceux qui profitent peu des avis qu' ils reçoivent. [2.415 #6500] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||