|
|
|
|

Entry1  miaro
Root  2  aro
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  mialona, miady noho ny fialonana [Taisaka] [1.78]
5  Manao izay tsy hahavoazan' ny fahavalo, ny loza, ny ratsy: Miaro ny zanany amin' ny papango ny reniakoho
6  Mitahy: Miaro antsika lalandava Andriamanitra
7  Misakana tsy ho voa: Miaro ny voa vao nafafy amin' ny hainandro ireto ampanga ireto
8  Mandrara: Miaro ny sahany tsy hihazana izy
9  Mamely raha misy mitady hikasika ny tena: Hita porofo fa niaro tena Rakoto [1.1]
Explanations in English  10  to defend, to guard, to protect, to forbid, to prevent; to watch with jealously. [1.2]
11  to protect, to defend [1.7]
Explanations in French  12  protéger, défendre [1.8]
13  protéger [1.13]
Examples  14  Elobe iray no tsy misaraka an' dRainitoandro isam-pahavaratra ary kapa fingotra natao tamin' ny kodiaram-piarakodia no kiraro miaro ny faladiany. [2.470]
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
18  Imperative :
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word miaro

Anagrams  21  amiro, amori, amory, aorim, ioram, maroi, maroy, miaro, miora, miroa

Updated on 2023/01/20