|
|
|
|

Entry1  miaro
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Taisaka] mialona, miady noho ny fialonana
4  [1.1] Manao izay tsy hahavoazan' ny fahavalo, ny loza, ny ratsy: Miaro ny zanany amin' ny papango ny reniakoho
Mitahy: Miaro antsika lalandava Andriamanitra
Misakana tsy ho voa: Miaro ny voa vao nafafy amin' ny hainandro ireto ampanga ireto
Mandrara: Miaro ny sahany tsy hihazana izy
Mamely raha misy mitady hikasika ny tena: Hita porofo fa niaro tena Rakoto
Explanations in English  5  [1.2] to defend, to guard, to protect, to forbid, to prevent; to watch with jealously.
6  [1.7] to protect, to defend
Explanations in French  7  [1.8] protéger, défendre
8  [1.13] protéger
Examples  9  [2.470] Elobe iray no tsy misaraka an' dRainitoandro isam-pahavaratra ary kapa fingotra natao tamin' ny kodiaram-piarakodia no kiraro miaro ny faladiany.
Root  10  aro
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word miaro

Anagrams  17  amiro, amori, amory, aorim, ioram, maroi, maroy, miaro, miora, miroa

Updated on 2025/01/21