Entry | 1 arofanina |
Elementary words | 2 aro, fanina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fefy atao tsy dia avo loatra fa nokendrena ho azo iankinana, manaraka ny sisin' ny tohatra na ny lavarangana, mba hiarovana tsy hianjera 5 [1.13] fefy fiarovana mba tsy hampianjera |
Explanations in English |
6 [1.2][aro-fanina] a balustrade, lit. a protection against giddiness. 7 [1.7] a railing |
Explanations in French |
8 [1.3, 1.13] garde-fou 9 [1.3] balustrade 10 [1.13] garde corps |
Examples |
11 arofanina|Arofanina avokoa ireny, dia arofanina|Arofanina mba tsy hianjerana amin'ny fanjakan'i Baroa. [2.503] 12 Nilaoza-malaina ilay arofanina niankinana, dia nidina mbola nifampisakambina ihany izahay. [2.944] |
Compound words |
|
Anagrams | 16 |
Updated on 2025/01/21 |