Entry |
fanina
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Fahatsiarovana (na mahatsiaro) ny tena ho jenjina ka mihodinkodina no fijery ny zavatra rehetra manodidina hany ka mety hianjera mihitsy aza ny tena: Sarotim-ponina izy. / Fanina aho izany fa tano [1.1]
|
Explanations in English | Dizzy [1.2, 1.7]
|
| Giddy. [Mal. pening.] [1.2]
|
| Faint [1.7]
|
Explanations in French | Qui a des vertiges, étourdi [1.8]
|
Examples |
1 | Saika fanina ilay tovolahy kely.
[2.499]
|
2 | Nisondrotra ny ambavafoko, fanina ny masoko.
[2.4]
|
|
Derivatives |
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
fañina
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tanosy]
Fanekena [1.78]
|
|
Entry |
fan~ina
|
Part of speech | circumfix
|
|