Entry 1/2 |
horakoraka
(horaka)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny horakora-pifalian' ny vahoaka Feon' ny sahona: Horakoraka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano [1.1]
|
Explanations in English | The cries of a crowd [1.7]
|
Explanations in French | Les cris d'une foule [1.8]
|
Examples |
1 | Kotaba, horakoraka moa izao!
[2.356]
|
2 | Feno horakoraka sy tabataba ny tanàna.
[2.117]
|
|
Derivatives |
Synonyms | |
|
Entry 2/2 |
horakoraka
(horaka)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly [1.1]
|
Derivatives |
Synonyms | |
|