Entry (1/2) | 1 horakoraka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny horakora-pifalian' ny vahoaka Feon' ny sahona: Horakoraka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano |
Explanations in English |
4 [1.7] the cries of a crowd |
Explanations in French |
5 [1.8] les cris d'une foule |
Examples |
6 [2.356] Kotaba, horakoraka moa izao! 7 [2.117] Feno horakoraka sy tabataba ny tanĂ na. |
Root | 8 horaka |
Derivatives |
|
Synonyms | 10 horaka |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word horakoraka |
Entry (2/2) | 12 horakoraka |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly |
Root | 15 horaka |
Derivatives |
|
Synonyms | 18 horaka |
Anagrams | 19 harakorako, harokaroka, horakoraka |
Updated on 2025/03/30 |
![]() |