Entry (1/2) | 1 honahona |
Root | 2 hona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fotaka malemy sy mandrevo ary lalina. [1.1] |
Explanations in English |
5 a swamp [1.7] |
Explanations in French |
6 marécage [1.8, 1.13] 7 fondrière, terrain très bourbeux où l'on enfonce facilement [1.196] |
Examples |
8 ary ny nivarina nankamin' ny heniheny, nilentika velonà tany anaty honahona. [2.588#] 9 Ny mitsinjo honahona sy ny vohitra koa dia ratsy fa sintonan' ny hona ary saro-mahita masoandro. [1.381#] |
Vocabulary |
10 Geography: (in general) |
Derivatives |
|
Synonyms | 12 hona |
Analogs | 13 heniheny, horaka, zetra |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word honahona |
Entry (2/2) | 15 honahona |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in French |
17 Nom de végétaux croissant dans de tels endroits et notamment : Paropsia madagascariensis (Mast.) H.Perrier (Passifloraceae) [Betsimisaraka]
[1.196] |
Vocabulary |
18 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 20 hahonona, hanohano, hanohona, honahona, nahohona |
Updated on 2023/01/20 |