|
|
|
|

Entry1  firapotsy
Elementary words  2  firaka, fotsy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Karazam-piraka faninginana [1.1]
5  Antsoina hoe koa kasia malandy [1.13]
6  Karazam-piraka faninginana. [1.1]
Explanations in English  7  A white kind of lead. [1.2]
8  tin [1.7]
Explanations in French  9  étain [1.8]
10  étain [1.13]
International  11  Sn [3.1]
Examples  12  Ary toy izany avokoa ny vokatra aondran'ny zanatany rehetra ho any ivelany, manomboka amin'ny voankazo ka miafara any amin'ny firapotsy. [2.503#]
Vocabulary  13  Chemistry
Other spellings  14  fira
Tables and plates  15  Periodic Table

Updated on 2024/08/31