Entry | 1 firaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny ilazana metaly roa samy hafa dia ny firapotsy, izay azo fisahina manify dia manify ka ampiasaina ho famonosan-kanina mora simba, ary ny firamainty, ampiasaina indrindra hanaovana tantirano. |
Explanations in English |
4 [1.2] Lead, pewter [Malay perak, silver?] |
Explanations in French |
5 [1.3] Nom générique du plomb et de l'étain, petits grains d'étain intercalés dans les tissus comme ornements. Fig. fausse monnaie 6 [1.5] Nom générique du plomb firamainty et de l'étain firapotsy. |
Examples |
7 [2.117#] firaka no nentin' ialahy, hoy i Naboto nihoraka. 8 [2.346#43] Ny arindrano mirongo firaka tany aloha sy ny akanjo migalom-bolafotsy ankehitriny, i 9 [2.857#] Izao re no bikako, izao no tarehiko : nony tanimanga aho dia notefena, nony firaka aho dia mba narendrika. 10 [2.996] Tarsisa nifampivarotra taminao, tamin' ny hareny isan-karazany: volafotsy, vy, pira|fira-potsy amam-pira|fira-mainty, izay nataony vidin' ny entanao |
Vocabulary |
11 Chemistry |
Morphology |
|
Analogs | 14 Pb, Sn |
Compound words |
|
Proverbs | 22 Proverbs containing the word firaka |
Tables and plates |
23 Periodic Table |
Anagrams | 24 Afrika, faraky, fikara, firaka, kafira |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |