|
|
|
|

Entry1  fotsimbary
Elementary words  2  fotsy, vary
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.62] akotry voatoto efa nialan' ny fonony mafy: Omeo fotsimbary afahana an' ireo akoho ireo
Explanations in English  5  [1.2][fotsim-bary] peeled rice, rice cleared from the husk as distinguished from akotry.
6  [1.7][fotsim-bary] white rice cleaned and ready for cooking
Explanations in French  7  [1.8][fotsim-bary] riz blanc prêt à la cuisson
8  [1.196] (dans toute l'île) (de fotsy une variété à cuticule rouge qui se voit encore très bien après le pilonnage; riz décortiqué (même quand son périsperme est rouge). Le riz pilonné à cuticule blanche se distingue sous le nom de vary fotsy.
Examples  9  Koa dia nasainy nanao sakafo haingana dia haingana Ilaimanga, ary Rasolo kosa nasainy nividy fotsimbary. [2.324]
10  Be antitra sy olo-mahia mangozohozo daholo no tsy maintsy miara-milahatra aminy mba hahazoany fotsimbary kely folo kilao sy hena manta vitsivitsy isan-kerinandro; [2.470]
Vocabulary  11  Economy: agriculture
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word fotsimbary

Updated on 2024/12/27