|
|
|
|

Entry1  rano an-tandro-potsy
Elementary words  2  rano, tandro, fotsy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  rano nataon' ny mpitahiry sampy fahizay tao anaty tandro-potsy ka namafazany ny olona raha tahiny nisy areti-mifindra namely ny vahoaka [1.1]

Updated on 2023/04/16