Entry | 1 fotsy rora |
Elementary words | 2 fotsy, rora |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 ilazana ny olona tsy ankatoavina ny anatra na torohevitra omeny: Aza atao fotsy rora ireo ray aman-dreninareo! [1.1] |
Explanations in English |
5 used of one who cannot be believed, or one whose words are disregarded. [1.2] 6 who speaks but is not listened to [1.7] |
Explanations in French |
7 dont les ordres sont négligés [1.8] |
Anagrams | 8 fisarotro, fotsy rora |
Updated on 2023/05/21 |