|
|
|
|

Entry1  rora
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsiranorano miforona ao anaty vava, manampy amin' ny fitelemana ny hanina ary manova ny toetoetrany simika; iray amin' ny ivy ihany ny rora, saingy somary mandroatra ary iniana avoaka.
Explanations in English  4  [1.7] spittle
Explanations in French  5  [1.8] salive, crachin
Examples  6  na ny rora handemany azy aza, dia toa tsy nisy intsony. [2.470]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Analogs  12  ivy, ranivy
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  25  Proverbs containing the word rora

Updated on 2025/01/21