Entry (1/2) | 1 mandrora |
Root | 2 rora |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manipy rora 5 Manebaka, manao tsinontsinona, manazimba, mamotsifotsy. [1.1] |
Explanations in English |
6 to spit, to spit something out [1.7] |
Explanations in French |
7 cracher [1.8] 8 cracher 9 mépriser [1.5] |
Examples |
10 Paraky no tsy afaka am-bavany ary mandrora izany eny ambody hazo iankinany no mahavantana azy. [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word mandrora |
Entry (2/2) | 20 mandrorà |
Root | 21 rora |
Part of speech | 22 imperative of active verb mandrora [Full list] |
Explanations in Malagasy |
23 [1.1] |
Explanations in French |
24 [1.3] |
Anagrams | 25 androram, mandrora, mandrorà |
Updated on 2023/09/08 |