Entry | 1 mandrora tay maina |
Elementary words | 2 mandrora, tsy, maina |
Part of speech | 3 locution |
Vocabulary |
4 Health |
Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza tenda toy ny makiana ka raha mitelin-drora dia tsaroana ho marary; ilazana aretina mahavoa ny aty tenda ka raha mitelin-drora dia misy maharary [1.1] |
Updated on 2023/05/22 |