Entry (1/6) | 1 maina |
Root | 2 haina |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy lena, tsy mando: Efa maina ny lamba ka ampidiro 5 Tsy avy orana: Maina ny andro ka nanahy vary izahay 6 Ritra ny rano tao aminy, tankina: Maina ilay dobon-trondro atsy avaratra [1.1] |
Explanations in English |
7 dry [1.7] |
Explanations in French |
8 sec [1.3#419] 9 desséché, tari [1.3#419] 10 à sec [1.8] |
Examples |
11 Tany maina sy trano foana no aty. [2.472] 12 Ny rivotra avy atsimo dia maina koa; [1.38] |
Derivatives |
|
Antonyms | 18 lena |
Analogs | 19 makiana, haraka, karakaina, mangetana, vakyhentana, tankina, ritra |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 29 Proverbs containing the word maina |
Entry (2/6) | 30 maina |
Root | 31 haina |
Part of speech | 32 adjective |
Explanations in Malagasy |
33 Diso fanantenana, gaina fa voan' ny tsy nampoizina: Maina ohatra ny kitay izy nandre izany vaovao izany. [1.1] |
Explanations in French |
34 désappointé, déchu, surpris, qui n'a rien à dire [1.3#419] |
Entry (3/6) | 35 maina |
Part of speech | 36 adverb [Full list] |
Explanations in English |
37 in vain [1.7] |
Explanations in French |
38 en vain [1.8] |
Compound words |
|
Entry (4/6) | 42 maina |
Part of speech | 43 noun |
Explanations in French |
44 (équivalent de maizina (merina) dans le sens d'obscur, à feuillage sombre, pour les arbres). Nom d'un arbre indéterminé utilisé autrefois pour tailler des pirogues monoxyles. [Betsileo, Bezanozano, Tanala]
[1.196] |
Vocabulary |
45 Botany |
Entry (5/6) | 46 maina |
Part of speech | 47 noun |
Explanations in French |
48 (de haina : sec, desséché). Nom d'un arbre à feuilles caduques, donnant des fruits comestibles (cité anciennement par A. Grandidier). [Sakalava]
[1.196] |
Vocabulary |
49 Botany |
Entry (6/6) | 50 Maina |
Elementary words | 51 maina |
Part of speech | 52 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
53 Geography: towns |
Anagrams | 54 amany, amina, anima, maina, Maina, manai, Mania, mañia, mania, miaña, miana, namay, namia |
Updated on 2023/05/22 |