|
|
|
|

Entry1  manamaina
Root  2  maina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mahatonga ho maina: Ny hafanan' ny andro fotsiny dia manamaina lamba
5  Mandritra, mahatankina: Nanamaina ny matsabory ny hainandro [1.1]
Explanations in English  6  to dry [1.7]
Explanations in French  7  faire sécher, dessécher [1.8]
Examples  8  Miasà hananana, hoy izy, fa tsy manamaina. [2.508#]
9  Ny hafanana sy ny setroka no manamaina azy. [2.117#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :

Updated on 2023/01/20