Entry | 1 tankina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ritra, maina: Mahagaga fa tankina ilay loharano tatsy andrefan-tanàna Lany: Tankina ny volantsika Gina, tsy ahitan-teny intsony: Tankina aho nahare ilay vaovao tsy nampoiziko |
Examples |
4 ny oran-ko ritra ny oran-ko tankina tsy mba anjairan-tsarotro hialofana [2.131] |
Derivatives |
|
Proverbs | 7 Proverbs containing the word tankina |
Anagrams | 8 kintana, nankaty, natakin, natanik, tankina |
Updated on 2020/07/31 |