Entry | manatankina (tankina) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mandritra, mahatonga ho tankina: Tsy misy na inona na inona afaka hanatankina ny fantsakanay any Fanambinantsoa [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Anagrams | manakintana, manatankina |
Updated on 2023/01/05 |