Entry | 1 malama maina |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] (miaraka mandrakariva amin' ny teny hoe tany): enti-milaza ny fiainana izay sarotra itondran-tena fa jerena toa mora andehanana nefa raha tsy mitandrina mety hamotraka |
Examples |
4 [1.1] Tandremo fa malama maina ny tany ka tsy azo anaovana tongo-dovia 5 [2.499] Izany Iarivo izany, hono, ka malama maina. 6 [2.296] Nahatsiaro loatra manko izy fa " malama maina " ny lalantsika ety: koa mba may izy hiomana sy hitady fanefitra. |
Elementary words | 7 malama, maina |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word malama maina |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |