|
|
|
|

Entry (1/2)1  rangomaina
Elementary words  2  rango, maina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Taolana fisapisaka telo zoro mamarana ny soroka any an-damosina [1.1]
5  taolam-pisaka mampihaona ny sandry amin'ny vatana [1.13]
Explanations in English  6  The blade-bone, the scapula [1.2]
Explanations in French  7  omoplate [1.13]
Examples  8  Ny taolam-pisaka lehibe ao an-damosin' ny soroka no rangomaina, ary rehefa mahia ny olona dia miharihary ery izy io. [2.643#]
Vocabulary  9  Biology
Compound words 

Entry (2/2)11  rangomaina
Elementary words  12  rango, maina
Part of speech  13  noun
Explanations in English  14  the hair plaited without being oiled or greased [1.2]
Vocabulary  15  Hairstyles

Anagrams  16  amangorany, amingorana, amongarany, namaraingo, rangomaina

Updated on 2023/08/12