Entry | 1 rorana |
Root | 2 rora |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tsipazana rora: Nororan' ilay mpanao fanafody ny fery dia toa maina 5 Atao tsinontsinona, tebahina, fotsifotsina, zimbazimbaina: Nororany ilay mpangalatra dia lasa izy [1.1] |
Explanations in English |
6 to be spat upon [1.7] |
Explanations in French |
7 sur qui ou quoi on crache [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 aroran, narora, norara, rorana |
Updated on 2023/01/20 |