|
|
|
|

Entry1  akohofotsy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Taifasy] angamaty (aretina)
4  [1.78] [Taimoro] farasisa
5  [1.78] [Tambahoaka] aretindratsy
6  [1.78] [Betsimisaraka] aretina mpahazo ny lehilahy na vehivavy (angatra)
7  [1.78] [Tanala] aretina amin'ny mahavehivavy na amin'ny filahiana - angatra (aretina)
8  [1.13] karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy
Explanations in French  9  [1.78, 1.13] blennorragie
Vocabulary  10  Health
Elementary words  11  akoho, fotsy
Analogs  12  ambaniana, angatra, famehy, farasisa, fiandry, fifia, vania
Compound words 

Anagrams  15  akohofotsy, akotso fohy, hofotsiako, itsofohako

Updated on 2025/01/21