Entry (1/4) | 1 angatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy fanaovana araka ny rariny fa manome tombony na hitsiny ny hafa tsy tokony homena, na tsy manome izay tokony homena; fizarana tsy marina; fitanilana ka misy tombo sy hala, misy omena be misy omena kely. (Tsy fampiasa amin' izao fa miaraka amin' ny tsy mandrakariva: Tsy angatra fa mahay kosa aloha ny zana-dRasoa e!) [1.1] |
Explanations in English |
4 partiality [1.2, 1.7] 5 unfair dealing, unfair judgement 6 also false praise, flattery. [1.2] 7 unfairness [1.7] |
Explanations in French |
8 partialité, préférences [1.8] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/4) | 15 angatra |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 lolo, avelo, fanahy [Betsimisaraka]
[1.78] 18 matoatoa na lolo [Tanala] [1.78] 19 Fisehoan' ny fanahin' ny olona maty -- na biby koa aza -- izay mihelohelo manodidina ny velona ary mety ho hitan' ny velona mihitsy aza, indrindra amin' ny tarehin' ny afo [1.1] |
Explanations in English |
20 spirit, ghost, demon. [1.2] 21 a ghost [1.7] |
Explanations in French |
22 ambiroa [Merina]
[2.165] 23 fantôme [1.8] |
Vocabulary |
24 Religions, Beliefs |
Derivatives |
|
Analogs | 27 lolo, matoatoa |
Compound words |
|
Proverbs | 31 Proverbs containing the word angatra |
Quotes | 32 Texts mentioning angatra |
Entry (3/4) | 33 angatra |
Part of speech | 34 noun |
Explanations in Malagasy |
35 Aretin' ny fantson' ny lalandrano amin' ny tenan' ny olombelona, izay vokatry ny mikraoba iray azo avy amin' ny fahalotoam-pitondran-tena [1.1] 36 karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [1.13] |
Explanations in English |
37 gonorrhea, dyschuria; occasional pain in micturation. [1.2] 38 gonorrhea [1.7] |
Explanations in French |
39 blennorragie [1.8, 1.54, 1.13] |
Vocabulary |
40 Health |
Analogs | 41 akohofotsy, ambaniana, famehy, farasisa, fiandry, fifia, vania |
Compound words |
|
Entry (4/4) | 47 angatra |
Part of speech | 48 adjective |
Explanations in Malagasy |
49 maivana [Taimoro]
[1.78] |
Synonyms | 50 miangatra |
Anagrams | 51 angatra, atranga |
Updated on 2023/08/15 |