|
|
|
|

Entry (1/4)1  lolo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Anarana ilazana amin' ny ankapobeny irao bibikely misy elatra efatra maro karazana rakotra elakelaka manify mandraraka vovobovoka ary voaravaka loko mamirapiratra
4  [1.13] lolobe, lay
Explanations in English  5  [1.7] a butterfly
Explanations in French  6  [1.8, 1.13] papillon
Examples  7  Ny renintantely sy ny lolo [2.332#]
Vocabulary  8  Zoology: invertebrates
Derivatives 
9  Active verbs :
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs  19  Proverbs containing the word lolo

Entry (2/4)20  lolo
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  [1.1] Araka ny finoan' ny Ntaolo: fanahin' ny olona maty mihelohelo manodidina ny velona toy ny angatra na ny matoatoa, saingy amin' ny tarehi-na lolo ary mazàna manambara zavatra na mahatonga harary
23  [1.78] [Bara] fasana, an-dolo
Explanations in English  24  [1.7] a ghost
Explanations in French  25  [1.8] spectre, revenant (fantôme)
Vocabulary  26  Religions, Beliefs
Analogs  27  angatra, matoatoa
Compound words 
Phytonyms 
Anthroponyms 
Quotes  38  Texts mentioning lolo

Entry (3/4)39  lolo
Part of speech  40  noun
Explanations in Malagasy  41  [1.1] Aretinkibo mahavoa tampoka
Vocabulary  42  Health

Entry (4/4)43  lolo
Root  44  lo
Part of speech  45  adjective
Explanations in French  46  [1.3] [duplicatif diminutif]

Updated on 2025/01/21