Entry | 1 teha-dolo |
Elementary words | 2 tehaka, lolo |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ilazana aretina mampivonto ny hodimaso tampoka, ary noheverin'ny Ntaolo fa voakasiky ny lolo na matoatoa na angatra no nahatonga izany |
Explanations in French |
5 [2.415#114] Le gonflement de la paupière, c' est un soufflet donné par un esprit. C'était une croyance malgache |
Vocabulary |
6 Health 7 Religions, Beliefs |
Updated on 2024/12/07 |