Entry | 1 tehaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fampikatrokatrohana ny felatanana roa entina manamarika ny fingadon' ny hira na ny hafaliana: Nirefodrefotra ny tehaka nony avy niteny izy Fikasihana amin' ny tanana Famelezana amin' ny felatanana (jereo Tehamaina) |
Explanations in English |
4 [1.7] the clapping of hands in applause; a pat |
Explanations in French |
5 [1.8] tape de la main; applaudissements |
Examples |
6 Sady nipoapoaka ny tehaka. [2.472#] 7 Nisy tehaka maimaina ombieny ombieny. [2.356#] 8 tehaka be no nandraisan' ny mpihaino ny fanazavana. [2.472#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 20 atehak, hatake, hetaka, tehaka |
Updated on 2023/06/27 |