Entry | 1 tehafina |
Root | 2 tehaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Omena tehaka fa nahafinaritra: Notehafin' ny olona izaitsizy ilay mpihira 5 Asiana tehamaina: Saika hotehafiko ilay zazalahy fa nanafintohina ahy [1.1] |
Explanations in English |
6 to be patted [1.7] |
Explanations in French |
7 à qui on donne une petite tape [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word tehafina |
Anagrams | 13 fetahany, hafetany, hantefai, hatefany, hiantefa, ifetahan, itefahan, itehafan, nifetaha, nitefaha, nitehafa, tefahina, tehafina |
Updated on 2023/01/20 |