|
|
|
|

Entry1  fitehafana
Root  2  tehaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fampikatrohana ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana: arahabao amin'ny fitehafana ny mpitandro vaovao eto amin'ny fokontany!
famelezana amin'ny felatanana, famelezana tehamaina: hovidinao lafo iny fitehafanao ny zanako iny

Anagrams  5 

Updated on 2025/01/21